Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Hery Telo Mitambatra Ho Amin’ny Fanenjehana

    Amin’ny alalan’ireo hevi-diso roa lehibe, dia ny tsy fahafatesan’ny fanahy sy ny fahamasinan’ny Alahady, no hitarihan’i Satana an’izao tontolo izao ho babon’ny fitaka ataony. Raha mampitoetra ny foto-kevitry ny filalaovana angatra iry voalohany, ity faharoa kosa mamitram-pihavanana amin’i Roma. Ny Protestanta any Etazonia dia ho loha-lalana hanatsotra ny tanany eo ambony tevana ka hifandray amin’ny filalaovana angatra, ary hiampita ny hantsana koa izy mba hifamihina amin’ny fahefana Romana; ka noho ny herin’io firaisana telo sosona io, dia hanaraka ny didin’i Roma io tany io, ary hanitsakitsaka ny zo hanaraka ny feon’ny fieritreretana. - HM, t. 613.FK 224.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents