Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Tsirambina Feno Hakamoana

    Nisy tsirambina feno hakamoana sy tsy finoana mamono olona eo amintsika amin’ny maha-vahoaka antsika, ka nihazona antsika hihemotra tsy hanao ny asan’Andriamanitra, izay navelan’Andriamanitra tamintsika amin’ny famelana ny hazavantsika hamiratra eo amin’ireo hafa firenena. — LSE, t. 213.FK 282.2

    Naseho ahy fa, amin’ny maha-vahoaka antsika, natory isika raha ny fitondrana ny fahazavana eo amin’ny firenen-kafa. - LSE, t. 212.FK 282.3

    Tsy kinga isika manoloana ny fitondran’Andriamanitra. Miasa i Jesôsy sy ny anjely. Mandroso hatrany ny asa raha mbola mihazohazo sy mitaraikiraiky any aoriana isika. Raha manaraka ny fitondran’Andriamanitra anefa isika, dia vetivety monja dia ho hitantsika ny varavarana misokatra rehetra, ka hanao izay hanararaotana izany isika, hanatanterahana ny asantsika, hitondra sy hanitatra ny fahazavana any amin’ny firenena rehetra. - LSE, tt. 212, 213.FK 282.4

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents