Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ohatra Mendrika Alain-Tahaka

    Tsy nahafantatra firy izay nataony ilay mpitondratena mahantra nandatsaka ny farantsakely roa tao amin’ny fandatsahandrakitry ny Tompo. Efa niasa ary mbola hiasa ao am-po an’arivony maro any amin’ny tany rehetra sy amin’ny fotoana rehetra ny ohatry ny fahafoizan-tena nasehony. Fanomezana maro avy amin’ny ambony saranga sy ny ambany saranga, avy amin’ny mpanan-karena sy ny mahantra no efa nentin’izany ho ao amin’ny fandatsahan-drakitry ny Tompo. Asa maro no efa notohanan’izany, ny fananganana hôpitaly, ny fanomezankanina ny noana, ny fanafiana ny mitanjaka, ny fanasitranana ny marary, ary ny fitoriana ny filazantsara amin’ny malahelo. Olona maro tsy tambo isaina no efa voatahy tamin’ny alalan’io asa tsy misy fitiavan-tena nataony io. - TFC, b. 6, t. 310.FK 241.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents