Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Sasany Mitomoe-Poana Miandry Ny Fotoana Hisian’ny Famelombelomana

    Etsy an-kilany, misy ireo izay tsy manararaotra amimpahendrena ny fotoana mety ankehitriny, fa mitomoe-poana miandry ny fotoana manokana hisian’ny famelombelomana ara-panahy izay hampitombo be dia be ny fahazoany manazava ny hafa. Manao antsirambina ny andraikiny sy ny tombontsoany ankehitriny izy, ka mamela ny fahazavany hihamatroka; manantena izy fa hisy fotoana izay tsy hanaovany fiezahana, nefa hahatonga azy ho fitaovana handray fitahiana manokana izay hanova azy sy hahavonona azy ho amin’ny fanompoana. — VM, t. 49.FK 358.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents