Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Asa Ombam-Pifaliana

    Asa ombam-pifaliana ny fanokafana ny Soratra Masian ho an‘ny hafa. - TFC, b. 9, t. 118.FK 203.1

    Sokafy ho an‘olona iray izay ao anaty haizina ny Soratra Masina dia tsy hitaraina intsony ianao hoe manasatra na tsy mahaliana ny fanambarana ny fahamarinana. Hifoha ny fonao ka hahatsapa fitsinjovana ny fanahin’hafa, hisy fifaliana hameno ny fonao noho ireo vokatry ny finoana, ary ho fantatrao fa “ izay mandena dia mba holemana kosa” - Ohab. 11:25b. - RH, 13 Mar. 1888FK 203.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents