Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ireo Taranjan’ny Fiangonana Misiônera

    Betsaka no ho vonona hiasa raha ampianarina azy ny fomba anombohana. Mila ampianarina sy ampaherezina izy.FK 82.5

    Ny fiangonana tsirairay dia tokony ho sekoly fanazarana ho an’mpiasa kristiana. Tokony hampianarina ny mambra ao aminy hanao fampianarana Baiboly, hitanka Sekoly Sabata sy hampianatra, hanampy ny mahantra amin’fomba tsara indrindra sy hikarakara ny marary. Hiasa ho an’tsy voaova fo. Tokony hisy sekoly fampianarana momba ny fahasalamana sy fampianarana momba ny fandrahoan-kanina, ary kilasy amin’lafiny hafa koa eo amin’asa fanampiana isankarazany ataon’kristiana. Tsy tokony hisy fampianarana fotsiny, fa hisy tena asa atao marina tarihin’mpampianatra efa za-draharaha. Aoka ny mpampianatra hitari-dàlana amin’asa ataony ho an’sahirana, ary ny hafa, dia hianatra amin’ohatra omeny. Ny ohatra iray dia misy vidiny noho ny fitsipika maro. - TMF, t. 112.FK 83.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents