Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 22 - Vavaka Sy Fivoriana Misiônera

    Tsiambaratelon’Ny Vavaka Mahomby

    Ny tsy finoana na ny fahatokian’ny olombelona no hampihemotra na hanafaingana ny fiorenan’ny fanjakan’Andriamanitra. Nisakana ny asa ny tsy fetezan’ny olombelona hiara-miasa amin’Andriamanitra. Mety hivavaka toy izao ny olona: “Ho tonga anie ny fanjakanao. Hatao anie ny sitraponao, ety an-tany tahaka ny any an-danitra”; kanefa raha tsy miasa hahatanteraka io vavaka io eo amin’ny fiainana izy, dia tsy hisy vokany ny fangatahany. - TFC, b. 6, tt, 437, 438 .FK 296.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents