Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Mpandraharaha Afaka Manofana No Fidina

    Tokony hotandremana tsara ny fifidianana mpandraharaha ao amin’fiangonana vaovao. Aoka izy ireo ho lehilahy sy vehivavy izay tena niova tanteraka. Aoka ireo izay tsara ofana indrindra amin’fanomezana tari-dalana no fidina, ireo izay sady afaka manompo amin’teny sy ny asa. Misy asa tena ilaina hatao marina tokoa ao amin’sehatr’asa rehetra. - TFC, b. 6, t. 85 .FK 86.2

    Ny loholona sy ireo izay mitarika ao amin’fiangonana dia tokony hisaintsaina misimisy kokoa amin’drafitra ataony mba hitarihana amin’asa. Tokony harindrany ny toe-javatra mba hahatonga ny mambra rehetra ao amin’fiangonana hanana anjara asa hatao, mba tsy hisy na dia iray aza handeha amin’fiainana tsy misy tanjona, mba ho ny rehetra no hanatanteraka izay azony atao araka ny talentany avy (...). Tena ilaina mihitsy ny hanomezana ny mambran’fiangonana ny fanabeazana toy izany. Mba hahatonga azy ireo tsy ho tia tena, fa mpiasa manolo-tena tanteraka sy mahomby ho an’Andriamanitra; ary amin’izany lalana izany ihany no ahafahan’fiangonana misoroka ny fahafatesanaFK 86.3

    sy ny tsy fitondrana vokatra (...). Aoka ny mambran‘ny fiangonana rehetra ho tonga mpiasa mavitrika, - vato velona mamoaka fahazavana ao amin‘ny tempolin’Andriamanitra. - RH, 02 Sept. 1890.FK 87.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents