Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ampifanarahana Ny Fampianarana

    Firifiry tamin‘ireo mpiasa mahasoa sy nankalazaina teo amin‘ny asan’Andriamanitra no nandray fanofanana teo anivon‘ireo adidy tsotran‘ny toerana farany ambany teo amin‘ny fiainana! I Mosesy dia novolavolaina ho lasa mpanapaka an‘i Egipta, kanefa tsy afaka naka azy avy ao andapan‘ny mpanjaka Andriamanitra mba hanao ny asa izay nanendreny azy. Rehefa mpiandry ondry nahatoky nandritra ny efapolo taona ihany izy vao nirahina ho mpanafaka ny vahoakany. I Gideôna dia nalaina teo am-pikosoham-bary mba ho tonga fitaovana teo am-pelatanan’Andriamanitra ho fanafahana ny tafik’i Isiraely. Nantsoina handao ny angadin‘ombiny i Elisa mba hanao ny baikon’Andriamanitra. Lehilahy mpiasa tany i Amôsa rehefa nomen’Andriamanitra azy ny hafatra hotorina. Ireo rehetra izay hanjary ho mpiaramiasa amin‘i Kristy dia hanana asa lehibe sy mafy hatao, asa mafy tsy dia mahaliana ny maro ny fanatanterahana azy, ary ny lesona sy tari-dalana dia tokony hofidina amimpahendrena mba hifanaraka amin’toetra mampiavaka azy ireo, sy ny asa izay asaina hataony. - GW, tt. 332, 333.FK 84.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents