Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Firaketana Voaloto

    Maro no manana ny endriky ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra, voasoratra ao amin’bokim-piangonana ny anarany kanefa voaloto ny firaketana momba azy any an-danitra. Ny anjely mpirakitra an-tsoratra dia manoratra amim-pahatokiana ny asany Ny asa feno fitiavan-tena rehetra, ny teny ratsy rehetra, ny adidy tsy notanterahina rehetra, ary ny fahotana miafina rehetra, sy ny fanarontsaronana amim-pahakingana rehetra, dia voatantara amim-pahatokiana ao amin’boky firaketana tazonin’anjely mpitantsoratra. - TFC, b. 2, t. 442.FK 61.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents