Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Mivezivezy Tsy Misy Fanavakavahana

    Maro ireo toerana izay tsy ahenoana ny feon’mpitory teny, toerana izay tsy tratra raha tsy amin’alalan‘ireo bokintsika irery ihany, - vonton‘ny fahamarinana ara-Baiboly izay ilain’olona ireo boky, gazety sy trakta. Natao hozaraina amin’toerana rehetra ny asasoratsika. Tokony hafafy eny amin’moron-drano rehetra ny voan‘ny fahamarinana; satria tsy fantatsika izay hamoa, na itsy na iroa. Amin’fahadisoankevitsika dia mety hihevitra isika fa tsy fahendrena ny mizara lahatsoratra aminireo izay hanaiky ny fahamarinana haingana. Tsy fantatsika izay mety ho vokatra tsara avy amin‘ny fanomezana trakta iray izay mirakitra fahamarinana ho amin‘izao vaninandro izao. - SW, 5 Jan. 1904.FK 215.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents