Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Tsy Misy Iray Amin’ny Roapolo No Vonona

    Fanambarana miezinezina no ataoko amin’fiangonana, fa tsy misy iray amin’roapolo amin’ireo anarana voasoratra ao amin’bokin’fiangonana no vonona hamarana ny tantaran’taniny, ary hitovy tanteraka amin’ankamaroan’mpanota izy ireo, tsy manana an‘Andriamanitra ary tsy manana fanantenana eo amin’izao tontolo izao. Milaza ho manompo an’Andriamanitra izy ireo, kanefa mafana fo kokoa amin’fanompoana an’i Mamôna. Fandavana mandrakariva an’i Kristy fa tsy fanekena Azy izany asa tapatapany izany. Koa maro no mitondra ao am-piangonana ny toe-tsainy tsy voafehy, tsy voadio; mihasimba vokatry ny faharatsiampitondran-tenany, manambany sy manimba ny fahalalany ara-panahy, tandindona maneho an’izao tontolo izao amin’toe-tsaina, amin’fo, sy ny fikasana, manamafy ny tenany amin’fomba fanao feno fanirian-dratsy, ary dia feno fahadisoam-panantenana lava eo amin’izay lazainy fa fiainana kristianina. Miaina tahaka ny mpanota, kanefa milaza ho Kristianina! Ireo izay milaza ho Kristianina sy manaiky an’i Kristy dia tokony hivoaka tsy ho eo aminy ary tsy hikasika ny zavatra tsy madio, ka hisaraka aminy (...).FK 55.3

    Apetrako ny peniko ary asandratro amin’vavaka ny fanahiko, mba hanome fofon’aina ireo vahoaka mihemotra izay tahaka ny taola-maina ireo ny Tompo mba hahavelona azy. Akaiky ny farany, hitsaitsaika tonga amin’fotoana tsy ampoizina eo amintsika ka mila tsy ho re sy ho tsapa tahaka ny fiditry ny mpangalatra amin’alina, mba hanampoka ireo mpatory tsy miambina sy tsy vonona. Enga anie ny Tompo hanome ny Fanahiny eo amin’ireo fo izay mahazo aina ankehitriny, mba tsy hatory intsony tahaka ny sasany izy ireo fa hiambina sy hahonon-tena. — GCB, 1893, tt. 132,133.FK 56.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents