Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toetoetra Manokana Ananan’ny Fivoriambe Eo An-Katoky Ny Andro Farany

    Efa naseho ahy fa tokony hampitombo fahalianana sy fahombiazana ny fivoriambentsika. Koa satria mihamanakaiky bebe kokoa ny farany isika, dia hitako fa ho vitsy kokoa ny fitoriana mandritra ireo fivoriana ireo, ary hitombo misimisy kokoa kosa ny fampianarana Baiboly Hisy tarika madinika miaraka amin’ny Baiboly eny an-tanany manerana ny tany, ary tarika hafa koa mitondra fampianarana ny Soratra Masina amin’ny fomba malalaka sy ao anatin’ny fifanakalozan-kevitra. - TFC, b. 6, t. 87.FK 277.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents