Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 18 - Fivoriambe, Manampy Betsaka Eo Amin’ny Fanompoana Kristianina

    Ny Maha-Zava-Dehibe Azy

    Anankiray amin’ireo fomba fiasa manan-danja indrindra eo amin’ny asantsika ny fanaovana fivoriambe. Anisan’ireo mahomby indrindra izany mba hisarihana ny sain’ny olona. - TFC, b 6, 1. 31.FK 273.1

    Eo amin’ny fanaovana ny asa, dia very hevitra isika ny amin’ny fomba hanesorana ireo sakantsakan’ny fitiavana an’izao tontolo izao sy ny hevitra mibahana mialoha, ary ny hitondrana ny fahamarinana sarobidy eo anatrehan’ny olona, izay zava-dehibe ho azy ireo tokoa. Efa nampianarin’ny Tompo fa anankiray amin’ireo fitaovana mahomby indrindra eo amin’ny fanatontosana io asa io ny fivoriambe. - TFC, b. 6, tt. 31, 32 .FK 273.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents