Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Baikom-Pamindrana

    Indray andro, ny andrianan‘ny (tanàna) Wellington nanatrika ny fivorian’Kristianina niady hevitra ny amin‘ny mety hahazoana fahombiazana amin’ezaka misiônera atao any amin’jentilisa. Nanontany ilay andriana izy ireo mba hilaza ny heviny raha hifandanja amin’ vola lany amin‘izany ezaka izany ny fahombiazana ho azo. Namaly ilay miaramila tranainy: «Tompokolahy, inona no baikom-pamindrana nomena anareo? Tsy resaka tokony hiadianareo hevitra ny mikasika ny fahombiazana. Raha vakiko araka ny tokony ho izy ny baiko azonareo dia manao hoe: “ Koa mandehana any amin’ izao tontolo izao hianareo, mitoria ny filazantsara amin’olombelona rehetra.” «Tompokolahy, ankatoavy ny baikom-pamindrana nomena anareo» - GW, t. 115.FK 109.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents