Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Mitera-Doza Mahafaty Ny Fangatahana Andro

    Naseho ahy fa miandry fiovana hiseho ny vahoakan’ Andriamanitra, fahefana hanery ny hisamborana azy ireo. Kanefa ho diso fanantenana izy ireo satria fahadisoana izany. Tsy maintsy manao zavatra izy ireo; tsy maintsy mandray antanana ny asa izy ireo, ary hitaraina amin-kafanam-po amin’ Andriamanitra ny hananana fahalalana marina ny amin’tenan’izy ireo. Ny toe-javatra mahafinaritra naseho teo anoloako dia ampy hanentana antsika hifoha, hampirisika antsika hitondra ny fahamarinana ao am-pon‘izay rehetra te hihaino. Tsy ho ela intsony dia masaka ho amin’fijinjana ny tany - TFC, b. 1, t. 261 .FK 58.3

    Etsy ankilany, misy ireo izay tsy manararaotra amimpahendrena ny fotoana mety ankehitriny, fa mitomoe-poana miandry fotoana manokana hisian’famelombelomana arapanahy izay hampitombo be dia be ny fahazoany manazava ny hafa. Manao antsirambina ny andraikiny sy ny tombontsoany ankehitriny izy, ka mamela ny fahazavany hihamatroka; manantena izy fa hisy fotoana izay tsy hanaovany fiezahana, nefa hahatonga azy ho fitaovana handray fitahiana manokana izay hanova azy sy hahavonona azy amin’fanompoana. - VM, t. 49 .FK 59.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents