Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 15 - Fanangonam-Bokatra Amin’ny Fotoam-Pijinjana

    Olana Mahavery Hevitra

    Efa an-taonany maro teo anoloantsika ilay fanontaniana mahavery hevitra manao hoe: Amin’ny fomba ahoana no hahazoantsika ny vola sahaza ho fanohanana ireo asa izay naroson’ny Tompo eo anoloantsika? Vakintsika ny baiko mazavan’ny filazantsara; ary hita ho tena ilaina maika tokoa ny fanatanterahana ny iraka, na eo amin’ny saha anatiny na eo amin’ny saha ivelany. Samy mampirisika antsika avokoa ireo fanambarana avy any ambony mba hanatanteraka haingana ilay asa miandry antsika. — TFC, b. 9, t. 114.FK 235.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents