Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Hafanam-Po Diso Toerana Sy Fanarahana Fombafomba Mangatsiaka

    Miasa ankehitriny i Satana, miditra tsimoramora sy mamitaka amin’heriny rehetra, mba hitarihana ny olona hanalavitra ny asan’hafatry ny anjely fahatelo, izay natao hotorina aminkery lehibe. Rehefa hitan’fahavalo fa mitahy ny vahoakany Andriamanitra ary manomana azy ireo hahay hanavaka ny famitahany, dia hiasa amin’heriny lehibe izy mba hitondra azy ireo amin’hafanam-po diso toerana etsy an-daniny ary ny fanarahana fombafomba mangatsiaka etsy an-kilany, mba hahafahany manangona fanahy maro. Izany no fotoana iambenana tsy miato. Miambena amin’dingana voalohany mety hataon’i Satana mba handrosoany ho eo afovoantsika. - RH, 24 Jan. 1893.FK 54.1

    Misy vongan-dranomandry ara-panahy ao amin’fiangonantsika. Be mpanaraka ny fombafombam-pivavahana izay mety hanaitra ny fiseho ivelany kanefa tsy afaka ny hamiratra ho toy ny fahazavana eo amin’izao tontolo izao. - RH, 24 Mar 1891.FK 54.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents