Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Famoriana Ho Ao Amin’ny Sekoly Sabata

    Asa iray hafa azon‘ny rehetra irotsahana ny famoriana ankizy sy tanora ho ao amin‘ny Sekoly Sabata. Amin‘izany fomba izany ny tanora dia afaka miasa amim-pahombiazana ho an‘ilay Mpamonjy malala. Afaka mamonjy fanahy izy ireo. Afaka miasa ho an’fiangonana sy izao tontolo izao izy ireo, ka tsy ho fantatra mihitsy ny fitarana sy ny halehiben‘izany asa izany ambara-pahatongan’ilay andro hanadinana sy hanononana ny teny hoe «Tsara izany” ho an‘ireo nanao ny tsara sy nahatoky. - RH, 10 Jona 1880.FK 183.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents