Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 27 - Valisoan’ny Fanompoana

    Tsy Azo Tombanana

    Tsy zava-poana tsy akory ny manompo an’Andriamanitra. Misy ny valisoa tsy hay tombanana ho an’ireo izay nanokana ny fiainany ho amin’ny fanompoana Azy. — TFC, b. 4, t. 107.FK 372.1

    (...) Ary ny fahafoizan-tena rehetra izay atao amin’ny asa fanompoana Azy dia hisy valisoa araka ny “herin’ny fahasoavany”. — IFM, t. 250 .FK 372.2

    (...) Ary ny valisoantsika noho ny niasantsika niaraka tamin’i Kristy teto amin’ity izao tontolo izao ity dia ny hery lehibe kokoa sy ny tombontsoa midadasika kokoa hiasa miaraka aminy any amin’izao tontolo izao ho avy. — HF, t. 315 .FK 372.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents