Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Teny Fiambenana Ho An’ny Kristianina

    Teny fiambenana telo no miasa eo amin‘ny fiainana kristianina. Mila tandremana izy ireo raha tsy tiantsika hisongona antsika eo amin‘ny drafitra ataony i Satana; ireto avy izy ireo: Miambena, mivavaha, miasà. - TFC, b. 2, t. 283.FK 150.1

    Ny fanahy rehetra izay efa nanaiky an‘i Kristy ampahibemaso, dia efa nanomana ny tenany araka izay tratrany ho mpiasa ara-panahy mavitrika sy mafana fo ary mahomby eo amin’fanompoana ny Tompo. Manantena ny olona rehetra hanao ny andraikiny i Kristy; aoka izany no ho teny fiambenana re manerana ny laharan‘ny mpanara-dia Azy. - TFC, b. 5, t. 460.FK 150.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents