Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny liana Ny Odi-Maso Avy Any An-Danitra

    Ilain’fiangonana ny hanana maso nohosorana amin’ilay odi-maso avy any an-danitra, mba hahafahany mahita ireo tombontsoa maro izay atolotra azy hohararaotiny hanaovana asa fanompoana ho an’Andriamanitra. Imbetsaka no namerina niantso ny vahoakany Andriamanitra mba hivoaka ho eny amin’lalambe sy eny amoron-dalana ka hanery ny olona hiditra mba ho feno ny tranony, kanefa na dia ao amin’aloky ny varavarantsika aza dia misy fianakaviana izay tsy mbola nanehoantsika fahalianana ampy mba hitarika hihevitra fa mikarakara ny amin’fanahiny isika. Izany asa mivelatra eo akaikintsika indrindra izany no iantsoan’Tompo ny fiangonana ankehitriny mba hataony. Tsy tokony hijoro hiteny hoe isika: «iza no namako?” Fa tokony hotsarovantsika fa ny namantsikka dia ireo izay mila fangorahana sy fanampiana avy amintsika. Ny namantsika dia ireo fanahy rehetra izay maratra sy torotoron’fahavalo. Ny namantsika dia ny olona rehetra izay fananan’Andriamanitra. Voafafa ao amin’i Kristy ny fanavakavahana izay nataon’Jiosy ny amin’hoe iza no namako. Tsy misy fanavahana faritra, na fanavahana ataon’olombelona, na foko na antokom-pirazanana ambony.FK 53.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents