Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fahamarinana - Fahatokiana - Fahazotoana

    Rehefa omena andraikitra ny olona iray, ny fanontaniana dia tsy hoe mahay mandaha-teny ve izy sa manan-karena, fa hoe mendrika sy mahatoky ary mazoto ve izy; satria na manao ahoana zavatra vitany, rehefa tsy misy ireo toetra ireo dia tsy mendrika hitokiana mihitsy izy. - TFC, b. 4, t. 413.FK 340.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents