Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fampitandremana Amin’ny Fotoany

    Ilaina ny fiasana manaraka rafitra; kanefa any amin’toerana izay ela loatra ny sasany mamolavola sy manao drafitra, ary miomana ho amin‘ny asa, dia efa mameno mialoha ny saha amin‘ny anganongano mamabo fon‘olona i Satana, ary manjary mifantoka ao amin’famitahan’ilay mpamitaka rain-dahiny ny fahalianan‘ny olona. - RH, 13 Mar. 1888 .FK 106.1

    Akory ny hafalian’i Satana raha toa ka hahomby izy amin’ezaka ataony ho tonga eo anivon‘ity vahoaka ity, ka hanakorontana ny asa amin’fotoana izay tena ilàna ny fandaminana, ary ho tena ezaka lehibe ho antsika ny hisoroka ireo fihetsehana manodoka, ary handà ireo fitakiana izay tsy misy ny fankatovan‘ny Tenin‘Andriamanitra! Tiantsika ny hihazona mafy ny laharana, mba tsy hisy ho rava eo amin’ny rafi-pandaminana sy ny firindrana izay naorina tamin‘ny asa feno fahendrena sy fitandremana. Tsy misy alalana mihitsy tokony homena ireo zavatra mikorontana izay maniry ny hifehy ny asa amin’izao fotoana izao. - GW, t. 487.FK 106.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents