Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Manaraka Ireo Foto-Kevitra Fototra

    Mpandaha-teny mahay i Paoly. Talohan’niovany fo dia matetika izy no niezaka handatsaka tao am-pon‘ny mpihaino azy ireo teny misosa sy tsara lahatra. Izao anefa dia navelany ny zavatra rehetra. Tsy nanaram-po tamin‘ny teny mirindra sy ny angolan-kevitra izay mety mahafaly ny retsika sy mamelona ny saina, nefa mety tsy hikasika ny fanandramana andavanandro i Paoly, fa niezaka kosa hampiasa ny teny tsotra hitondra ao am-pon‘ny olona ireo fahamarinana iankinan’aina izy Mety mahatonga fahatalanjonana izany fahamarinana aseho amin’angolan-kevitra izany, nefa matetika no tsy mitondra ny hanina ilaina hampahery sy hampahatanjaka ny mpino amin‘ny ady amin‘ny fiainana ny fahamarinana aseho amin‘izany fomba izany. Ny zavatra avy hatrany dia ilain’fanahy mitolona sy ny fitsapana mihatra aminy ankehitriny dia tsy maintsy atrehina amin‘ny fampianarana azo antoka sy azo ampiharina ny amin‘ireo foto-kevitra iorenan‘ny fivavahana kristiana. - VM, t. 220.FK 177.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents