Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Mpananatranatra Ny Amin’ny Lalàn’ny AraPitondran-Tena

    Betsaka no milaza ny tenany ho Kristiana, dia olona mpananatranatra ny amin’lalàn’ara-pitondrantena fotsiny. Nolaviny ny fanomezana izay hany nahatonga azy hanome voninahitra an’i Kristy amin’fanehoana Azy eo amin’izao tontolo izao. Asa hafahafa aminy ny asan’Fanahy Masina. Tsy mankatò ny teny izy Ireo foto-kevitry ny lanitra izay mampiavaka an’ireo izay iray amin’i Kristy sy ireo izay iray amin’izao tontolo izao dia manjary saiky tsy hita misongadina intsony. Ireo izay milaza ny tenany ho mpanaraka an’i Kristy dia tsy vahoaka misaraka sy manokana intsony Tsy mazava ny faritra mampisaraka azy. Milefitra eo ambanin’izao tontolo izao ny olona, eo amin’fanaony, eo amin’fahazarany, eo amin’fitiavan-tenany. Manaraka izao tontolo izao ny fiangonana amin ‘ny fandikana ny lalàna, nefa izao tontolo izao no tokony hanatona ny fiangoanana eo amin’fankatoavana ny lalàna. Voaova fo isan’andro hanaraka an’izao tontolo izao ny fiangonana. - HF, t. 277 .FK 61.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents