Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 4 - Ny Mpiasa Kristianina Manoloana Ny Toerana Misy Izao Tontolo Izao

    Ny Tantaran’izao Tontolo Izao

    Toerana filalaova tantara an-tsehatra izao tontolo izao; mpilalao an-sehatra, ny mponina ao aminy, miomana hanao ny anjarany amin’tantara lehibe farany. Tsy misy firaisana amin’ireo vahoaka marobe eo amin’taranak’olombelona, olona miray hina hanatanteraka ny fikasany feno fitiavantena no hany misy. Mijery azy ireo Andriamanitra. Ho tanteraka ny fikasany mikasika ireo mpanompony mikomy ireo. Tsy natolotra ho eo an-tanan’olona izao tontolo izao, na dia avelan’Andriamanitra aza ireo fikorontanana sy tsy filaminana hanjaka mandritra ny vanim-potoana iray. Fahefana iray avy any ambany no miasa hanatanteraka ny seho sehatra lehibe farany eo amin’tantara, - i Satana ho tonga tahaka an’i Kristy, ary hiasa amin’famitahan’tsy fahamarinana rehetra amin’ireo izay mamatotra ny tenany hiaraka amin’fikambanana miafina. Ireo izay nampilefitra ny faniriany ao amin’izany fikambanana izany dia manatanteraka ny drafitry ny fahavalo. Manaraka ny antony ny vokany. - TFC, b. 8, tt. 27,28.FK 69.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents