Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 2 - Antso Ho An’ny Tanora

    Fanendren’Andriamanitra

    Nanendry ny tanora ho tanana manampy azy ny Tompo. - TFC, b. 7, t. 64 .FK 40.1

    Amin’tafika mpiasa toy ireo tanorantsika ireo, raha voaofana araka ny tokony ho izy, ary fitaovana, tsy ho ela dia ho tonga any amin’izao tontolo izao manontolo ny hafatry ny Mpamonjy nohomboana tamin’hazo fijaliana, nitsangana tamin’maty, ary ho avy faingana. - Ed, t. 271 .FK 40.2

    Manana tafika tanora isika ankehitriny izay afaka hanao be dia be tokoa raha tarihina sy ampaherezina araka ny tokony ho izy. Tiantsika ny hinoan’zanatsika ny fahamarinana. Tiantsika ny hitahian’Andriamanitra azy ireo. Tiantsika ny handraisan’izy ireo anjara amin’drafitr’asa voalamina tsara hanampiana ireo tanora hafa. Aoka izy rehetra hofanina amin’izany mba hahafahany maneho araka ny tokony ho izy ny fahamarinana, hanome ny anton’ ny fanantenana ao anatiny, ary hanome voninahitra an’Andriamanitra amin’sampan’asa rehetra izay nanofanana azy hiasa. - GCB, b. 5, Lab. 2, t. 24 (29, 30 Jan. 1893).FK 40.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents