Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fivoriana Ho An’ny Filazantsara

    Maro ireo zavatra azon‘ny olona iray atao raha toa ka manantsaina hiasa fotsiny izy. Maro ireo tsy mandre ny fitoriana ny fahamarinana any am-piangonana. Amin’alalan‘ny ezaka ataon‘ny tsirairay amim-pahatsorana sy amim-pahendrena dia afaka ny ho resy lahatra izy ireny ny hiverin-dalana ho ao antranon’Andriamanitra. Mety hiraikitra ao an-tsain‘izy ireo ny faharesen-dahatra amin’fotoana voalohany handrenesany lahateny momba ny fahamarinana ho ankehitriny. Na holavina aza ny fanasanao dia aza kivy. Mahareta hatrany ambara-pahazoan’ezaka ataonao ny satroboninahitry ny fandresena. - RH, 10 Jona 1880.FK 183.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents