Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Fitandremana Ny Didy Fitafiana Ivelany Hanaronana Ny Fahotana

    Misy ny loza mitovy amin’izany ankehitriny eo amin’vahoaka izay milaza ho mpitahiry ny lalàn’Andriamanitra. Havanana loatra izy ireo handoka ny tenany fa ny fomba fiheverana tazoniny mikasika ny didy dia hiaro azy amin’fahefan’fitsaran’Andriamanitra. Mandà ny hahitsy amin’faharatsiana izy ireo, ary milaza ny mpanompon’Andriamanitra ho mafana fo loatra amin’famoahana ny fahotana any ivelan’toby. Andriamanitra mankahala fahotana dia miantso ireo izay milaza ho mpitandrina ny didiny mba hiala amin’faharatsiana rehetra. Ny fanaovana an-tsirambina ny fibebahana sy ny fankatoavana ny Teniny dia hitondra vokany lehibe tokoa eo amin’vahoakan’Andriamanitra ankehitriny tahaka ny nataon’fahotana mitovy amin’izany tamin’Isiraely fahiny. Misy fetra izay tsy azo hihoarana intsony ka hanemorany ny fitsaràny. - TFC, b. 4, tt. 166,167.FK 60.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents