Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Fitadidian’ny Anjely

    Raha mandeha miasa ny raim-pianakaviana, mamela ny vadiny hikarakara ireo ankizy, ny vady sy reny dia manana andraikitra lehibe toy ny vady sy raim-pianakavina. Marina fa ny iray any amin’ny saha ary ny iray ao an-trano, izay matetika, ny fikarakarana sy ny fiasan-tsaina ary ny vesatry ny entana dia maro lavitra. Sarotra sy goavana ny asany, mamolavola ny saina sy mamboatra ny toetry ny zaza, manofana azy mba ho olom-banona, manomana azy hiatrika ny hoavy, sy ny fiainana mandrakizay Ireo raim-pianakaviana miasa eny amin’ny saha ivelany, dia mandray voninahitra, fa ilay milofo amin’ny ao anatiny kosa dia tsy mba mahazo lazan’ny tany amin’ny asa izay ataony. Fa raha miasa tsara kosa ho an’ny fianakaviany izy, mikatsaka izay tsara mifanaraka amin’ny fahamasinana dia soratan’ ny anjely ho iray amin’ireo mpitory lehibe indrindra eran-tany ny anarany. Fa Andriamanitra tsy mijery araka ny fijerin’ny olombelona. - TFC, b. 5, t. 594.FK 290.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents