Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Planina Fanitarana Ny Fitsaboana

    Ny Tompo dia hanome fahafahana ho an‘ireo fotodrafitr’asantsika efa mijoro mba hiara-miasa Aminy amin’fanohanana ireo rafitra vao mijoro. Ny ivon-toerana vaovao tsirairay dia tokony hojerena toy ny rahavavy manampy eo amin’ilay asa goavana fanambarana ny hafatry ny anjely fahatelo. Nomen’Andriamanitra fahafahana ireo fotodrafitr‘asantsika mba hanatanteraka asa izay ho toy ny vato miaina eo ambanin’fitondran’tanana iray tsy hita maso. Aoka hohetsehina izany vato manana heviny ara-pivavahana izany. - TFC, b. 7, t. 59.FK 194.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents