Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Dingana Voalohany Amin’ny Fandaminana Fiangonana

    Tamin’nandraisana ny roa ambin’folo lahv no nanaovana ny dingana voalohany teo amin’fandaminana ny fiangonana izay hiandraikitra ny asan’i Kristy teto an-tany taorian’fiakarany tany an-danitra.FK 103.2

    Môdelin’ny Fandaminana FiangonanaFK 103.3

    Ny fandaminana tao Jerosalema dia natao ho ohatra amin’fandaminana ny fiangonana eo amin’toerana hafa rehetra hahazoan’ireo mpitondra hafatry ny fahamarinana, olona niova fo ho amin‘ny filazantsara (...).FK 103.4

    Taty aoriana, teo amin‘ny tantaran’fiangonana voalohany, rehefa nivondrona ho fiangonana ireo antokon’mino maro teo amin’faritra samy hafa eto amin’izao tontolo izao, dia nohatsaraina indray ny fandaminana ny fiangonana, mba hilamina sy hirindra hatrany ny asa. Namporisihina ny mambra tsirairay hanao tsara ny anjarany. Samy tokony hampiasa tsara ny talenta nankinina taminy ny tsirairay. - VM, tt. 82, 83. FK 103.5

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents