Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Mihazona Ny Fahamarinana Miabo

    Mazàna, rehefa mikatsaka ny fahamariana ho an‘izao vaninandro izao ianao, dia hahita fanoherana; kanefa raha fandresen-dahatra no entinao miatrika izany dia vao mainka hampirongatra azy izany, ka tokony tsy hataonao mihitsy. Hazòny izay miabo. Misy anjelin’ Andriamanitra mijery anao sy mahay fomba handresena ireo fanoherana izay tsy tianao hifandaharana ireo. Aza mijanona amin‘ izay hevitra miiba mipoitra fa angony ao an-tsainao ireo fahamarianana miabo ka ataovy vita sokitra ao izany amin‘ny alalan‘ny vavaka mafana bebe kokoa sy fanoloram-po. - TFC, b. 9, tt 147, 148.FK 178.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents