Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Fenitra Napetrak’Andriamanitra

    Irin‘ny Tompo ny handraisantsika ny fanabeazana rehetra mety ho azo, dia izay mikendry ny hizaràna ny fahalalantsika ho an‘ny hafa. Tsy misy mety hahalala ny toerana na ny fomba hiantsoana azy hiasa na hiteny ho an’Andriamanitra. Ny Raintsika izay any an-danitra ihany no mahita izay mety ho vitany amin’alalan‘ny olona. Eo anoloantsika dia misy zavatra azo atao izay tsy tazantsika akory noho ny fahalemen’finoantsika. Tokony hozarina indrindra ny saintsika ka, raha ilaina izany, dia ho azontsika atao ny maneho ny fahamarinan’teniny eo anatrehan‘ny fahefana ambony indrindra eto an-tany amin‘ny fomba izay hanome voninahitra ny anarany. - HF, t. 289 .FK 87.4

    Iza no nanomana ny tenany handeha sy hiasa ao amin’Tanimboalobony? Tsy ankasitrahan’Andriamanitra ny zazavao. Tiany isika raha hampiasa amin‘ny fomba tena avo sy tsara indrindra, araka izay mety ho vitantsika, ny talenta izay nomeny antsika. - RH, 02 Apr 1889 .FK 87.5

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents