Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fikirizana

    Tsy maintsy maneho fahavitrihana sy fikirizana ao amin’ny asa fahazoana fanahy ireo manompo an’Andriamanitra. Tsarovy fa misy ireo ho levona raha tsy manao asa ombampaharesen-dahatra amin’ny maha-fitaovana fiasana eo ampelatanan’Andriamanitra antsika isika ka tsy ho kivy ary tsy ho ketraka. - TFC, b. 6, t. 418.FK 321.6

    Misy asa lehibe nomeny hataontsika. Andeha isika hanao izany amim-panoloran-tena sy amim-pikirizana. Andeha isika haneho eo amin’ny fiainantsika izay efa nataon’ny fahamarinana ho antsika. - TFC, b. 6, t. 418.FK 322.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents