Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fahatsorana

    Rehefa niteny tamin’ny mpianany Kristy hoe: “Mandehana amin’ny anarako manangona izay rehetra mino ao amin’ny fiangonana”, dia nasehony taminy mazava ny ilàna ny itazonana ny toetra tsotra. Arakaraka ny mahakely ny fideraderana sy ny fisehosehoana, no mahalehibe ny hery miasa mangina ho amin’ny tsara avy aminy Ny fomba tsotra nentin’i Kristy niteny ihany no tokony hitenenan’ny mpianatra koa. - VM, t. 28.FK 327.3

    An’arivony no mety ho tratra ny fomba mora sy tsotra indrindra. Ny avara-pianarana indrindra izay heverina ho lehilahy sy vehivavy maro talenta indrindra eto amin’izao tontolo izao, no matetika mahazo famelombelomana noho ny teny tsotra ataon’izay tia an’Andriamanitra sy afaka miteny an’izany fitiavana izany amin’ny fomba tsy amboarina, tahaka ny fitenin’ny olona eo amin’izao tontolo izao momba ny zavatra izay mahaliana azy indrindra.FK 327.4

    Matetika ny teny tsara omana sy tsara dinika no kely fiasa. Fa ny fiteny marina sy tsotra ataon’ny zanakalahy sy ny zanakavavin’Andriamanitra, lazaina amin’ny fomba tsotra tsy amboamboarina, dia manan-kery hamoha ny varavarana ho eo amin’ny fo izay efa ela no nihidy sy nanohitra an’i Kristy sy ny fitiavany. - HF, t. 199.FK 328.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents