Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Misy Anjely Manomana Ny Lalana

    Hitako fa ny asa fitoriana ny fahamarinana ankehitriny dia tokony hisarika ny fahalianan‘ny rehetra. Ny fampielezana ny fahamarinana dia planin’Andriamanitra, izany dia fitaovana fampitandremana, fampaherezana, fanitsiana, fampirisihana ary fandresen-dahatra ireo rehetra voasariky ny hafatra entin‘ireo mpitondra hafatra mangina tsy miloa-bava. Ireo anjelin’ Andriamanitra dia mandray anjara amin‘ny asa fanomanana ny fo mba hohamasinin’fahamarinana izay voatolotra azy, mba hahatonga azy ireo ho vonona hiatrika ny toe-javatra miezinezina izay ho avy. - TFC, b. 1, t. 590.FK 216.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents