Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ankamamio Ny Ampahan-Dahatsoratra Rehetra

    Nandritra ny fahagagana famahanana ireo marobe tamin’alalan‘ny mofo sy trondro vitsivitsy, dia nitombo isa ny sakafo rehefa nandalo teo amin‘i Kristy ka nankany amin‘ireo izay nandray azy. Toy izany no zava-miseho eo amin‘ny fampielezana ireo asasoratsika. Hitombo be ny fahamarinan’Andriamanitra rehefa zaraina. Ary tahakaireo mpianatra izay nanangona ny potipotiny, araka ny baikon‘i Kristy, mba tsy hisy ho very izany, dia toy izany no tokony hankamamiantsika ny ampahan-dahatsoratra rehetra izay mirakitra ny fahamarinana ankehitriny. Tsy misy olona afaka hanombantombana ny hery miasa mangina izay ananan‘ny sombin-takila iray ao amin‘ny fon‘ny olona iray mikatsaka ny fahamarinana. - SW, 5 Jan. 1904.FK 216.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents