Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Asa Fitoriana Amin’ny Alalan’ny Fitsaboana

    Avy amin‘ny toromarika nomen‘ny Tompo ahy imbetsaka dia fantatro fa tokony hisy mpiasa hanao asa fitoriana amin‘ny alalan‘ny fitsaboana any amin‘ireo tanàn-dehibe sy tanàna madinika. Ireo izay manao izany asa izany dia hanangona fanahy maro avy amin‘ny saranga rehetra ho vokatra. Ny fanomanana tsara indrindra hanomanana izany asa izany dia ny ezaka ataon‘ireo mpampiely boky mahatoky. - TFC, b. 9, t. 172.FK 180.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents