Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Miasa Ilay Mpamitaka Rain-Dahiny

    Ankehitriny, raha manatona haingana dia haingana ny fiafaran’zavatra rehetra eto an-tany, Satana dia manao fara-ezaka hamandrihana an’izao tontolo izao. Mamisavisa drafitra maro izy hitanana ny saina sy hampiodinana azy tsy hifantoka amin’ireo fahamarinana tena ilaina amin’famonjena. Miasa mafy ny anjeliny any amin’tanàndehibe rehetra hampivondrona ireo izay manohitra ny lalan’Andriamanitra. Miasa ilay mpamitaka raindahiny mba hampiditra fikorontanana sy fikomiana ao amin’fiainan’ireo izay entanin’hafanam-po tsy mifanaraka amin’fahalalana. - VM, t. 193 .FK 75.1

    Mpianatra Baiboly mazoto i Satana. Fantany fa kely sisa ny androny, ary miezaka amin’fomba rehetra izy mba hanoherana ny asan’Tompo eto an-tany. - TFC, b. 9, t. 16 .FK 75.2

    Miezaka i Satana ankehitriny ny hihazona ny vahoakan’ Andriamanitra amin’toeran’tsy fanaovana na inona na inona, hihazona azy ireo tsy hanao ny anjarany amin’fanaparitahana ny fahamarinana, mba hahatonga azy ireo amin’farany holanjaina eo amin’mizana ka ho hita ho latsa-danja. - TFC, b. 1, t. 260 .FK 75.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents