Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Mpandimby An’i Kristy

    Solon-tenan’i Kristy ny Fanahy Masina, nefa tsy mitafy ny endriky ny maha-olombelona, ary noho izany tsy miankina aminy. Voasembantsemban’ny maha-olombelona Kristy, ka tsy afaka ho eo amin’ny toerana rehetra ny tenany Noho izany dia tombontsoa ho Azy ireo ny handehanany ho any amin’ny Ray, ka handefasany ny Fanahy Masina ho Mpandimby Azy eto an-tany Amin’izay dia tsy hisy hahazo tombontsoa noho ny toerana misy azy na noho ny fifandraisany manokana amin’i Kristy. Azon’ny rehetra atonina ny Mpamonjy amin’ny alalan’ny Fanahy. Amin’io lafiny io dia ho akaiky azy kokoa Izy noho ny raha tsy miakatra ho any an-danitra. - IFM, tt. 721, 722.FK 358.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents