Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fivarotam-Boky

    Maro ireo malahelo sy kivy, malemy finoana sy tsy ampy fatokiana. Aoka izy ireo hanao zavatra mba hanampiana olona izay sahirana noho izy, ary hitombo hery avy amin’Andriamanitra izy. Aoka izy ireo hirotsaka amin‘ny asa tsaran‘ny fivarotana ireo bokintsika. Amin‘izany dia hanampy ny hafa izy, ary ny traikefa ho azony dia hanome azy ireo fahazoana antoka ny amin‘ny tanan‘Andriamanitra manampy. Rehefa mangataka amin‘ny Tompo izy mba hanampy azy dia hotarihiny mankany amin‘ireo izay mitady fahazavana. Ho eo anilan‘izy ireo i Kristy, hampianatra azy izay tokony holazaina sy izay tokony hatao. Eo am-pampaherezana ny hafa dia hahery koa izy ireo. - CEv, t. 40.FK 213.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents