Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fanofanana Manokana

    Ezaka lehibe no tokony hatao ho fanabeazana ny olona amin’foto-kevitry ny fanavaozana ara-pahasalamana. Tokony hajoro ny sekoly fianarana mahandro, ary tokony hanome tari-dalana isan-tokantrano momba ny fahaizana mahandro sakafo ara-pahasalamana. Na ny antitra na ny tanora dia tokony hampianarina ny fomba fahandro sakafo tsotsotra kokoa. N’aiza n’aiza hanehoana ny fahamarinana dia tokony hampianarina ny olona ny fomba fikarakarana sakafo amin’fomba tsotra kanefa mampahazoto homana. Tsy maintsy aseho fa azo atao ny manome sakafo mahavelona kanefa tsy mampiasa nofon-kena. - TFC, b.9, t. 161.FK 83.2

    Amin’toerana rehetra izay misy fiangonana dia tokony homena ny tari-dalana mikasika ny fikarakarana sakafo tsotra nefa mahasalama, hampiasain’ireo olona maniry ny hiaina mifanaraka amin’fitsipi-piainana ara-pahasalamana. Ary ny mambran’fiangonana dia tokony hizara amin’ny olona mpiara-belona aminy ny fahazavana noraisin‘izy ireo mikasika izany zavatra izany. - GW, t. 362.FK 83.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents