Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Tsy Mpamokatra Fa Mpihinana Fotsiny

    Ireo izay milaza ny tenany ho mpanaraka an’i Kristy dia zahan-toetra eo anatrehan’izao rehetra izao any an-danitra; nefa ny fangatsiahan’zotom-pony sy ny fahalemen’fiezahana ataony eo amin’fanompoana an’Andriamanitra dia maneho ny toetra tsy mahatoky ananany. Raha ny tsara indrindra azony natao no nataony, dia tsy ho nitoetra teo amin’fanamelohana izy ; nefa raha natolony ho amin’asa ny fony, dia ho afaka nanao be lavitra izy. Fantany, ary fantatr’izao tontolo izao, fa efa veriny betsaka tokoa ny fanahin’fandavan-tena sy ny fitondrana ny hazo fijaliana. Betsaka ireo izay hahitana soratra toy izao eo amin’anarany any amin’bokin’lanitra: «Tsy mpamokatra, fa mpihinana fotsiny”. Betsaka ireo izay mitondra ny anaran’i Kristy, no manamaizina ny voninahiny, manakona ny hatsaran-tarehiny ary misakana ny hajany.FK 59.2

    Betsaka no manana ny anarany eo amin’bokin’fiangonana, nefa tsy eo ambanin’fifehezan’i Kristy. Tsy mihaino ny toro-hevitra avy Aminy izy ary tsy manao ny asany Ka noho izany dia eo ambanin’fanapahan’fahavalo izy Tsy manapa-kevitra tena hanao soa izy, noho izany dia manao ratsy tsy hay vinavinaina. Satria tsy hanitry ny fiainana ho amin’fiainana ny hery miasa mangina avy aminy, fa hanitry ny fahafatesana ho amin’fahafatesana izy. - HF, t. 264 .FK 59.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents