Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Sasatra Ireo Mpitondra Ny Enta-Mavesatra

    Satria ny sasany tsy afaka hitondra ny enta-mavesatra izay tokony hoentiny, na hanao ny asa izay tokony hataony, hany ka lehibe loatra ho an’ireo olom-bitsy izay hirotsaka antsehatra amin’izany ny asa. Hitany ireo zavatra betsaka tokony hatao hany ka mampiasa be loatra ny heriny izy ireo ary tsy ela dia sasatra. - TFC, b. 2, t. 645.FK 62.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents