Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fiandry Hameno Ny Laharana

    Maro ireo mpitondra ny enta-mavesatra teo anivontsika no nodimandry. Maro amin’ireo izay nitondra tany ampiandohana ny fanavaozana najorontsika ankehitriny amin’maha-vahoaka antsika, no efa nihoatra ny antsasam-piainany ankehitriny, ary efa mihamitotongana ny heriny ara-batana sy ara-tsaina. Amim-pisaintsainana lalina no mety hametrahana ny fanontaniana hoe: iza no handimby ny toerany? Amin’iza no anankinana ny tombontsoa iankinan’ain’fiangonana rehefa modimandry ireo mpitondra faneva ankehitriny? Tsy misy azontsika hatao afa-tsy ny ho feno tebiteby miandrandra ny tanora ankehitriny ho toy ireo olona izay tsy maintsy hitondra ireo enta-mavesatra ireo, ary tsy maintsy hianjeran’andraikitra. Izy ireo no tsy maintsy hanohy ny asa eo amin’toerana izay namelan’hafa azy, ary ny lalan’izy ireo no hamaritra na fitondran-tena tsara sy fivavahana ary toe-panahy velona araka an’Andriamanitra no hanjaka, na faharatsiam-pitondran-tena sy tsy fahatokiana no hanimba sy hanamatroka izay rehetra sarobidy. - GW, t. 68 .FK 43.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents