Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Asa Ao Amin’ireo Tanàn-Dehibe

    Ny vanim-potoana iainantsika dia tokony hanaovana asa lehibe. Mosarena ny amin‘ny filazantsara mangarahara ny tany, ka tokony hozaraina amin‘ny fanahy noana maro ny mofon‘aina. Tsy misy fahafaha-manao izany asa lehibe izany noho izay omena ny mpampiely boky manolo-tena. Boky an‘arivony maro mirakitra ny fahazavana sarobidin‘ny fahamarinana ankehitriny no tokony haparitaka any amin‘ireo tokantrano any amin‘ireo tanàn-dehibentsika. - SW, 20 Nôv. 1902.FK 213.2

    Fahamarinana ara-Baiboly voatahy sy manavotra fanahy no voarakitra ao amin‘ireo lahatsoratsika. Maro ireo olona afaka manampy amin‘ny asa famarotana ireo gazetintsika. Miantso antsika rehetra ny Tompo mba hamonjy ireo fanahy very. Miasa i Satana mba hamitahana ireo olom-boafidy, ary ankehitriny no fotoana tokony hiasana amim-pahamalinana. Tokony hatao izay hahafantaran’olona ireo boky sy gazetintsika; tokony hozaraina tsy misy hatak’andro ny filazantsaran’fahamarinana ankehitriny Moa ve tsy hotanterahintsika ny adidintsika? - TFC, b. 9, t. 63.FK 213.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents