Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Tanora Tsotra I Timoty Rehefa Nofidina

    Hitan’i Paoly fa mahatoky i Timoty, mazoto ary marin-toetra, koa nifidy azy ho mpiara-miasa sy ho mpiara-dia taminy izy. Novalian-tsoa ireo izay nampianatra an’i Timoty tamin’fahazazany raha nahita ny zanaka nokolokoloiny mfamatotra akaiky tamin’ilay Apostoly lehibe. Mbola tanora dia tanora i Timoty raha nofidin’Andriamanitra ho mpampianatra, nefa tsara orina indrindra ny foto-kevitra nananany noho ny fanabeazana noraisiny tamin’fahazazany, ka afaka nandray ny toerany amin’maha-mpanampy an’i Paoly azy izy. Ary na dia tanora aza izy, dia tsy nampiova ny fahatsoram-pony ny andraikitra lehibe nankinina taminy - VM, t. 181 .FK 42.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents