Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Hafatra Ho An'ny Tanora - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Manampy ao an-Tokantrano

    Ny ankizy sy ny tanora dia tokony handray ho fahafinaretana amin’ny fanamaivanana ny fahasahiranan’ny ray aman-dreny amin’ny fanehoana fahalianana tsy amim-pitiavan-tena ao an-tokantrano. Raha mitondra amim-pifaliana ny anjara entany izy dia mandray fanofanana izay hahatonga azy ireo ho sahaza ny omena toeram-pitokisana sy mahasoa. Isan-taona dia tokony hanao fandrosoana mafy izy ireo, miandalana kanefa azo antoka amin’ny fialana amin’ny fitavozavozana eo amin’ny fahazazana mankany amin’ny traikefan’ny lehilahy sy vehivavy lehibe. Amin’ny fanatanterahana amim-pahatokiana ireo adidy tsotra ao an-tokantrano no hametrahan’ny zazalahy sy zazavavy ny fototra ho amin’ny fahatsarana ara-tsaina, sy ara-pitondran-tena, ary ara-panahy.HAT 185.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents